|
|
|
|

Teny iditra1  maneno akoho
Singan-teny  2 maneno, 3 akoho
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny ilazana fotoana maraimbe (toy izany koa ireto manaraka ireto: maneno akoho tokana, maneno sahona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 cock crow in the morning. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 au chant du coq le matin. [1.8]
8 Au chant du coq : la nuit est aux deux tiers.. [2.415]
Ohatra  9  Vao maneno akoho no lasa izy [1.1]
10  naneno akoho voalohany tamin' izay. [2.470]
Voambolana  11  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11